bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 28 › Bokin'i Joba 28:4
Bokin'i Joba 28:4
Mihady lavaka mihalavitra amin’ izay itoeran’ olona izy ka tsy ampoizin’ ny tongotra akory, ary mihantona sy mitsingevaheva any ambany lavitra ny olona izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The flood breaketh out from the inhabitant; even the waters forgotten of the foot: they are dried up, they are gone away from men.
In Context
3Ny mpihady vola mampisava ny maizina ka mizaha hatramin’ ny faran’ ny zavatra rehetra ao, dia ny vaton’ ny aizim-pito sy ny aloky ny fahafatesana;
5Ny tany no ihavian’ ny hanina; Ary ny ao ambaniny dia avadika tahaka ny afo.
Read all of Bokin'i Joba 28
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Joba 28:4