The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 28 › Bokin'i Joba 28:8

Bokin'i Joba 28:8

Sady tsy nodiavin’ ny zanaky ny bibi-dia ary tsy mba nalehan’ ny liona masiaka.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The lion’s whelps have not trodden it, nor the fierce lion passed by it.

In Context

7Làlana tsy fantatry ny vorona mpihaza ary tsy hitan’ ny mason’ ny voromahery,

9Maninjitra ny tànany amin’ ny vatokaranana ireo ary mamadika ny tendrombohitra hatramin’ ny fotony;

Read all of Bokin'i Joba 28

Cross References

Proverbs 2:7Izy mitahiry fanambinanaho an’ ny mahitsy Sady ampingan’ izay mandeha tsy misy tsiny;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 28:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 28:7Bokin'i Joba 28Bokin'i Joba 28:9 →