Bokin'i Joba 29:15
Efa maso ho an’ ny jamba aho ary tongotra ho an’ ny mandringa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I was eyes to the blind, and feet was I to the lame.
In Context
16Efa ray ho an’ ny malahelo aho, ary ny adin’ ny olona tsy fantatro aza nodinihiko.
Cross References
Numbers 10:31Dia hoy Mosesy: Aza dia ilaozanao izahay; fa fantatrao izay tokony hitobianay atỳ an-efitra, ka dia ho masonay ianao.
1 Corinthians 12:12Fa tahaka ny tena iray ihany, anefa maro no momba ny tena, ary ireo rehetra momba ny tena ireo, na dia maro aza, dia tena iray ihany, dia tahaka izany koa Kristy.