Bokin'i Joba 29:17
Namaky ny nifin’ ny ratsy fanahy aho ka nandrombaka ny babo teo am-bavany
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And I brake the jaws of the wicked, and plucked the spoil out of his teeth.
In Context
16Efa ray ho an’ ny malahelo aho, ary ny adin’ ny olona tsy fantatro aza nodinihiko.
18Dia hoy izaho: Eo amin’ ny akaniko ihany no hialako aina, ary hanamaro ny androko toy ny fasika aho.
Cross References
1 Samuel 17:35dia nanenjika azy aho ka namely azy, ary azoko teny am-bavany ilay zanak’ ondry; ary nony handramatra ahy izy, dia nohazoniko tamin’ ny somony, ary nasiako ka matiko.
Psalms 3:7Tsy hatahotra olona alinalina aho, izay milahatra manodidina hamely ahy.
Psalms 124:3Dia nitelina antsika velona izy, Raha nirehitra tamintsika ny fahatezerany;
Proverbs 30:14Misy taranaka izay toy ny sabatra ny nifiny, Ary toy ny antsy ny vazany, Hamongotra ny ory tsy ho amin’ ny tany Sy ny malahelo tsy ho amin’ ny olona.