Bokin'i Joba 29:19
Ny fakako ho azon’ ny rano, ary ny ando hitoetra amin’ ny sampako mandritra ny alina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
My root was spread out by the waters, and the dew lay all night upon my branch.
In Context
18Dia hoy izaho: Eo amin’ ny akaniko ihany no hialako aina, ary hanamaro ny androko toy ny fasika aho.
20Ho vaovao amiko lalandava ny voninahitro, ary ny tsipikako hihahenjana eny an-tanako.
Cross References
Job 18:16Maina ny fakany ao ambany, ary tapaka ny rantsany eo ambony.
Jeremiah 17:8Fa ho toy ny hazo ambolena eo amoron-drano izy, izay mamaka eo anilan’ ny rano mandeha, ka tsy hatahotra, na dia avy aza ny hainandro, sady ho maitso ny raviny, ka tsy hanahy izy, na dia mihantona aza ny andro, fa tsy hitsahatra ny famoany.