Bokin'i Joba 29:20
Ho vaovao amiko lalandava ny voninahitro, ary ny tsipikako hihahenjana eny an-tanako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
My glory was fresh in me, and my bow was renewed in my hand.
In Context
19Ny fakako ho azon’ ny rano, ary ny ando hitoetra amin’ ny sampako mandritra ny alina.
21Nihaino ahy ny olona, dia niandry, ka nangina tamin’ ny fanolorako saina izy.
Cross References
Genesis 45:13Dia hambaranareo amin’ ikaky ny voninahitro rehetra atỳ Egypta sy izay rehetra efa hitanareo; koa mandehana faingana ianareo, ka ento midìna atỳ ikaky.
Job 19:9Ny voninahitro nalany tamiko, ary nesoriny ny satro-boninahitra teo an-dohako.
Psalms 3:3Maro no milaza ny fanahiko hoe: tsy manam-pamonjena amin’ Andriamanitra izy. [Sela.]
Psalms 103:5Izay mahavoky soa ny vavanao; Ny fahatanoranao mody indray toy ny an’ ny voromahery.
2 Corinthians 4:16Ary tsy ketraka izahay; fa na dia mihalevona aza ny toetray ivelany, dia havaozina isan’ andro isan’ andro kosa ny toetray anatiny.