Bokin'i Joba 29:9
Nangina tsy niteny ny lehibe ka nitampim-bava;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The princes refrained talking, and laid their hand on their mouth.
In Context
8Dia nahita ahy ny zatovo ka niampirimpirina; Ary niainga ny fotsy volo, dia nijoro;
10Tsy sahy niteny ny mpanapaka, ary ny lelany niraikitra tamin’ ny lanilaniny.
Cross References
Job 4:2Raha misy sahy miteny aminao, dia ho sosotra va ianao? Fa raha ny mamehy vava kosa, iza moa no mahazaka izany?
Job 21:5Jereo aho, dia aoka ho talanjona ianareo, ary mitampena vava.
Proverbs 10:19Ny teny maro tsy ilaozan’ izay ota; Fa izay mahatana ny molony no hendry.
James 1:19Fantatrareo izany, sy rahalahy malalako. Kanefa aoka ny olona rehetra halady hihaino ho malai-miteny, ho malain-ko tezitra;