The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 3 › Bokin'i Joba 3:18

Bokin'i Joba 3:18

Miara-miadana avokoa ny mpifatotra; Tsy mandre ny feon’ ny mpampiasa izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

There the prisoners rest together; they hear not the voice of the oppressor.

In Context

17Any no itsaharan’ ny ratsy fanahy tsy hampitebiteby, ary any ny reraka no afa-tsasatra;

19Samy any ny kely sy ny lehibe, Ary ny mpanompo dia afaka amin’ ny tompony.

Read all of Bokin'i Joba 3

Cross References

Exodus 5:15Dia nankao amin’ i Farao ny mpifehy ny Zanak’ Isiraely ka nitaraina taminy hoe: Nahoana no manao toy izany amin’ ny mpanomponao ianao?

Job 39:7Ihomehezany ny fitabatabana ao an-tanàna; Tsy ahoany akory ny fiantsoantson’ ny mpampandeha;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 3:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 3:17Bokin'i Joba 3Bokin'i Joba 3:19 →