Bokin'i Joba 3:19
Samy any ny kely sy ny lehibe, Ary ny mpanompo dia afaka amin’ ny tompony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The small and great are there; and the servant is free from his master.
In Context
18Miara-miadana avokoa ny mpifatotra; Tsy mandre ny feon’ ny mpampiasa izy.
20Nahoana no fahazavana no mba omena ny reraka, ary fiainana ho an’ izay latsaka amin’ ny fangidiana?
Cross References
Job 21:26Samy mandry ao amin’ ny vovoka izy roa tonta, ka feno olitra ny tenany.
Psalms 49:2Mandrenesa izao, ry firenena rehetra; mihainoa, ry mponina rehetra amin’ izao tontolo izao:
Psalms 49:14Izany no falehan’ ny olona adala; ary ny taranany mandimby azy mankasitraka ny teniny. [Sela.]
Ecclesiastes 12:5ary koa, hatahotra ny fiakarana izy, ary toa hisy zava-mahatahotra eny an-dalana; ary hamony ny hazo amygdala, ary ny valala aza ho tonga mavesatra, ary ny voan-tsimperifery aza tsy hanan-kery intsony fa mandroso ho any amin’ ny tranony mandrakizay ny olona, ary ny mpisaona mandehandeha eny an-dalambe
Luke 16:22Ary maty ilay malahelo, dia nentin’ ny anjely ho any an-tratran’ i Abrahama; ary maty koa ilay manan-karena, dia nalevina;