The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 3 › Bokin'i Joba 3:22

Bokin'i Joba 3:22

Izay faly indrindra sady ravoravo, raha mahita ny fasana,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Which rejoice exceedingly, and are glad, when they can find the grave?

In Context

21Izay miandry fahafatesana, nefa tsy avy izy, sady mitady azy mihoatra noho ny fitady harena nafenina:

23Dia olona izay mandeha ao amin’ ny maizina sady voafefin’ Andriamanitra manodidina.

Read all of Bokin'i Joba 3

Cross References

Job 6:8Enga anie ka ho azoko izay angatahiko, ary homen’ Andriamanitra ahy anie izay iriko!

Job 7:15Ka dia aleon’ ny fanahiko ny hokendaina, eny, aleoko ny fahafatesana aza toy izay izato fitofezako izato;

Job 21:33Ho mamy aminy ny bainga any an-dohasaha, ary ny olona rehetra hanaraka azy, toy ny nandehanan’ ny maro tany alohany.

Ecclesiastes 4:3nefa tsara indray noho izy roa tonta aza ny tsy ary, izay tsy nahita ny ratsy atao atỳ ambanin’ ny masoandro akory.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 3:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 3:21Bokin'i Joba 3Bokin'i Joba 3:23 →