Bokin'i Joba 3:25
Fa Izay atahorako no mahazo ahy, ary izay angovitako no manjo ahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
24Fa mialoha ny haninkaniko ny fitolokoko, ary migororoana toy ny rano ny fidradradradrako;
Cross References
Job 30:15Voatodika hamely ahy ny fampitahorana: Manenjika ny voninahitro tahaka ny rivotra izy, ka levona tahaka ny rahona ny famonjena ahy