Bokin'i Joba 3:26
Tsy mbola nahita fiadanana na fitsaharana na fakàna aina akory aza aho, dia tonga indray ny tebiteby.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I was not in safety, neither had I rest, neither was I quiet; yet trouble came.
In Context
25Fa Izay atahorako no mahazo ahy, ary izay angovitako no manjo ahy.
Cross References
Job 7:14Dia mampitahotra ahy amin’ ny nofy Hianao ary mampihorohoro ahy amin’ ny tsindrimandry;
Psalms 143:11Noho ny anaranao, Jehovah ô, velomy aho; Araka ny fahamarinanao avoahy ny fanahiko ho afaka amin’ ny fahoriana.