The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 3 › Bokin'i Joba 3:6

Bokin'i Joba 3:6

Izany alina izany aoka ny aizim-pito hisambotra azy; Aoka tsy hiara-mifaly amin’ ny andron’ ny taona izy. Ary tsy ho tonga amin’ ny isan’ ny volana;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

As for that night, let darkness seize upon it; let it not be joined unto the days of the year, let it not come into the number of the months.

In Context

5Aoka ny aizina sy ny aloky ny fahafatesana hahalasa azy indray; Aoka ny rahona hitatao eo amboniny; Aoka izay zavatra mahamaizina ny andro hampahatsiravina azy.

7Indro izany alina izany aoka ho momba izy; Aoka tsy ho velona ao ny hoby;

Read all of Bokin'i Joba 3

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 3:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 3:5Bokin'i Joba 3Bokin'i Joba 3:7 →