Bokin'i Joba 30:29
Rahalahin’ ny amboadia aho Ary naman’ ny ostritsa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I am a brother to dragons, and a companion to owls.
In Context
30Efa mainty ny hoditro sady miendakendaka, ary efa karankaina noho ny hafanana ny taolako.
Cross References
Job 17:14Ny fasana no nantsoiko hoe: Raiko ianao; Ary ny kankana: Reniko sy anabaviko ianao.
Psalms 102:6Noho ny fisentoan’ ny foko Ny taolako miraikitra amin’ ny hoditro.
Isaiah 13:21Fa ny bibi-dia any an-efitra no hitoetra any, ho feno vorondolo ny tranony, ny ostritsa no hitoetra any, ary ny osilahy no hitsambikimbikina any,
Micah 1:8Koa izany no hitomaniako sy hidradradradrako, Ka handeha sady horobaina no mitanjaka aho; Hikaonkaona toy ny amboadia aho Ary hikiakiaka toy ny ostritsa.