Bokin'i Joba 30:3
Manjenjena noho ny tsi-fisian-kanina sy ny mosary izy; Homankomana foana any an-tany karankaina izy, dia eo an-katoky ny loza sy ny fandringanana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
2Eny, mampaninona ahy ny herin’ ny tànan’ ireo. Izay efa very fahatanjahana?
4Mitsongo anambodihena eo amin’ ny kirihitrala izy, ary ny fakan’ ny anjavidy no fihinany.
Cross References
Job 24:13Ireny no mpikomy amin’ ny mazava; Tsy mba mihevitra ny lalany izy, na mitoetra eo amin’ ny alehany.