Bokin'i Joba 30:5
Roahina tsy ho eo amin’ ny olona izy sady akoraina toy ny mpangalatra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
They were driven forth from among men, (they cried after them as after a thief;)
In Context
4Mitsongo anambodihena eo amin’ ny kirihitrala izy, ary ny fakan’ ny anjavidy no fihinany.
6Any an-dohasaha mahatsiravina no tsy maintsy itoerany, dia ao an-dava-tany sy an-dava-bato.
Cross References
Psalms 109:10Aoka hirenireny mangataka ny zanany, Ary aoka hiremby lavitra ny tranony efa rava izy.
Daniel 4:32ary ny mponina rehetra etỳ an-tany hatao tsinontsinona; ary manao izay sitrapony amin’ ireo maro be any an-danitra sy amin’ ny mponina etỳ an-tany Izy; ary tsy misy mahasakana Azy, na manao aminy hoe: Inona no ataonao?