Bokin'i Joba 30:7
Minananana eny amin’ ny kirihitrala izy ary mitangorona eo ambanin’ ny amiana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Among the bushes they brayed; under the nettles they were gathered together.
In Context
6Any an-dohasaha mahatsiravina no tsy maintsy itoerany, dia ao an-dava-tany sy an-dava-bato.
8Zanaky ny adala izy sady zanaky ny tsy manan-kaja, ka roahina tsy ho eo amin’ ny tany.
Cross References
Job 6:5Maneno va ny boriki-dia, raha eo amin’ ny vilona? Na mimàmà va ny omby, raha eo amin’ ny fihinany?