Bokin'i Joba 30:9
Ary ankehitriny efa ataony an-kira aho. Eny, efa ambentinteniny aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And now am I their song, yea, I am their byword.
In Context
8Zanaky ny adala izy sady zanaky ny tsy manan-kaja, ka roahina tsy ho eo amin’ ny tany.
10Ataony toy ny zava-betaveta aho ka halaviriny, ary tsy menatra handrora ny tavako izy.
Cross References
Job 12:4Tonga fihomehezan’ ny sakaizako aho. Dia izaho izay niantso an’ Andriamanitra ka novaliany; Eny, tonga fihomehezana ny olona marina tsy manan-tsiny.
Psalms 35:15Nefa nony ho lavo kosa aho, dia faly izy ireo ka niangona; olona faraidina no nitangorona hamely ahy, nefa tsy fantatro; namiravira izy ka tsy mba nitsahatra;
Psalms 69:11Nitomany sady nifady hanina aho, dia natao latsa ho ahy izany.
Lamentations 3:14Tonga fihomehezan’ ny fireneko rehetra aho sady ataony an-kira mandritra ny andro.