The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 31 › Bokin'i Joba 31:13

Bokin'i Joba 31:13

Raha tàhiny aho nandà ny rariny izay an’ ny ankizilahiko na ny ankizivaviko, raha nifamaly tamiko izy,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

If I did despise the cause of my manservant or of my maidservant, when they contended with me;

In Context

12Fa afo mandevona hatrany amin’ ny fandringanana izany ka hanongotra ny vokatro rehetra.

14Dia inona no hataoko, raha hitsangana Andriamanitra? Ary ahoana no havaliko Azy, raha handinika Izy?

Read all of Bokin'i Joba 31

Cross References

Exodus 21:26Ary raha misy olona mamely ny mason’ ny andevolahiny na ny mason’ ny andevovaviny ka mahasimba azy, dia halefany ho afaka izy noho ny masony.

Leviticus 25:46Ary hataonareo lovan’ ny zanakareo mandimby anareo izany ho fananana holovany ka hampanompoinareo mandrakizay fa ny Zanak’ Isiraely rahalahinareo dia aza mba ampanompoina fatratra.

Deuteronomy 24:14Aza manao fitondrana sarotra amin’ ny mpikarama izay mahantra sy malahelo, na rahalahinao, na vahiny ao amin’ ny taninao sy ao an-tanànanao.

Ephesians 6:9Ary ianareo tompo, manaova toy izany aminy kosa, ka atsaharo ny fandrahonana, satria fantatrareo fa ny Tompony sady Tomponareo koa dia any an-danitra; ary tsy misy fizahan-tavan’ olona aminy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 31:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 31:12Bokin'i Joba 31Bokin'i Joba 31:14 →