Bokin'i Joba 31:2
Fa raha izany, dia inona no anjara avy amin’ Andriamanitra any ambony. Sy lova avy amin’ ny Tsitoha any amin’ ny avo?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For what portion of God is there from above? and what inheritance of the Almighty from on high?
In Context
1Efa nampanekeko ny masoko; Koa hataoko ahoana indray no fijery zazavavy?
3Moa tsy loza va no manjo ny ratsy fanahy? Ary tsy fahoriana va no mahazo ny mpanao ratsy?
Cross References
Job 27:13Izao no anjaran’ ny ratsy fanahy avy amin’ Andriamanitra, sy lovan’ ny lozabe raisiny avy amin’ ny Tsitoha: