Bokin'i Joba 31:22
Dia aoka ny foto-tsandriko hitsoaka hiala amin’ ny rangomainako, eny, aoka ny sandriko ho latsaka hiala amin’ ny taolam-panaviko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then let mine arm fall from my shoulder blade, and mine arm be broken from the bone.
In Context
Cross References
Job 31:10Dia aoka kosa ny vadiko halain’ ny sasany, ary aoka olon-kafa no handry aminy.
Job 38:15Ary hosakanana ny fahazavan’ ny ratsy fanahy, ka ho tapaka ny sandry naingaina.
Psalms 137:6Raha tsy mahatsiaro anao aho, Aoka ny lelako hiraikitra amin’ ny lanilaniko, Raha tsy Jerosalema no ataoko ambony indrindra amin’ ny fifaliako rehetra.