Bokin'i Joba 32:11
Indro, niandry ny teninareo aho, ary nandinika ny teny nalahatrareo, mandra-pihevitrareo izay holazaina;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Behold, I waited for your words; I gave ear to your reasons, whilst ye searched out what to say.
In Context
10Ary noho izany dia hoy izaho: Aoka samy hihaino ahy; Izaho koa mba hanambara izay fantatro.
Cross References
Job 29:21Nihaino ahy ny olona, dia niandry, ka nangina tamin’ ny fanolorako saina izy.
Job 32:4Ary Eliho mbola niandry an-dr’ i Joba aloha vao niteny, fa ireo no ela niainana kokoa noho izy.
Proverbs 28:11Ny manan-karena manao azy ho hendry; Fa ny malahelo izay manan-tsaina dia hizaha toetra azy.