Bokin'i Joba 32:15
Very hevitra terỳ izy ireo, ka tsy namaly intsony; Efa nanalavitra azy ny teny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
They were amazed, they answered no more: they left off speaking.
In Context
14Tsy nandaha-teny hamely ahy anefa izy; Ary tsy araka ny teninareo no havaliko azy.
16Hangina va aho, raha tsy miteny izy ireo, fa mijanona foana izy ka tsy mamaly intsony?
Cross References
Job 29:22Rehefa niteny aho, dia tsy mba namaly intsony izy; ary nitetevan’ ny teniko izy.
Matthew 22:22Ary nony nahare izy, dia gaga, ary dia nandao Azy ka lasa nandeha.
Matthew 22:34Fa ny Fariseo, nony nandre fa nampahasina ny Sadoseo Izy, dia niangona.