Bokin'i Joba 32:17
Anjarako kosa izao, koa dia hamaly aho; Eny, izaho hanambara izay fantatro;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I said, I will answer also my part, I also will shew mine opinion.
In Context
16Hangina va aho, raha tsy miteny izy ireo, fa mijanona foana izy ka tsy mamaly intsony?
18Fa feno teny ny foko; Manery ahy ny fanahy ato anatiko.
Cross References
Job 32:10Ary noho izany dia hoy izaho: Aoka samy hihaino ahy; Izaho koa mba hanambara izay fantatro.
Job 35:3Fa hoy ianao: Mahasoa ahy manao ahoana moa? Ary inona no soa azoko mihoatra noho ny avy amin’ ny fahotako?