Bokin'i Joba 32:2
Ary nirehitra kosa ny fahatezeran’ i Eliho, zanak’ i Barakela, Bozita, avy amin’ ny fokon’ i Rama; eny, tamin’ i Joba no nirehetan’ ny fahatezerany, satria nanao ny tenany ho marina noho Andriamanitra izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
1Ary nitsahatra tsy namaly intsony izy telo lahy ireo, satria nanamarin-tena Joba.
Cross References
Genesis 22:21dia Oza lahimatoany sy Boza lahiaivo ary Kemoela, rain’ i Arama,
Job 15:5Fa ny helokao no manesika ny vavanao, ary mianatra ny lelan’ ny fetsy ianao.
Job 27:2Raha velona koa Andriamanitra, Izay efa nandà tsy hanome ahy ny rariny, sy ny Tsitoha, Izay efa nampangidy ny aiko.
Job 30:21Efa manjary lozabe amiko Hianao; Ny herin’ ny tananao no andrafianao ahy.
Job 34:5Fa Joba efa nanao hoe: Marina aho, saingy nesorin’ Andriamanitra tamiko ny rariny;
Job 35:2Ataonao va fa marina ny nanaovanao hoe: Ny fahamarinako mihoatra noho ny an’ Andriamanitra?