Bokin'i Joba 32:20
Hiteny aho mba hisy hiainako tsara; Hiloa-bava aho ka hamaly.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I will speak, that I may be refreshed: I will open my lips and answer.
In Context
21Aoka tsy hizaha tavan’ olona akory aho, ary aoka tsy handrobo olona.
Cross References
Job 4:2Raha misy sahy miteny aminao, dia ho sosotra va ianao? Fa raha ny mamehy vava kosa, iza moa no mahazaka izany?
Job 13:19Iza no hahazo hifandahatra amiko? Fa raha izany, dia hangina aho ka hiala aina.
Job 21:3Mandefera amiko ianareo, fa mba hiteny kosa aho izao; Ary rehefa tapitra ny teniko, dia mandatsalatsà ihany indray ianareo.