Bokin'i Joba 32:22
Fa tsy mba mahay mandrobo aho; Raha izany, dia halain’ ny Mpanao ahy faingana aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For I know not to give flattering titles; in so doing my maker would soon take me away.
In Context
21Aoka tsy hizaha tavan’ olona akory aho, ary aoka tsy handrobo olona.
Cross References
Job 17:5Izay manolotra ny sakaizany ho babo, dia ho pahina kosa ny mason’ ny zanany.
Psalms 12:2Vonjeo, Jehovah ô, fa efa lany ny tsara fanahy; eny, tsy misy mahatoky intsony eo amin’ ny zanak’ olombelona.
Proverbs 28:23Izay mananatra olona no hahazo fitia be rahatrizay Noho izay mandrobo amin’ ny lelany.
Galatians 1:10Ary ankehitriny, olona va no ilako fitia, sa Andriamanitra? Sa mila sitraka amin’ olona aho? Raha mbola mila sitraka amin’ olona aho, dia tsy mpanompon’ i Kristy.