The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 32 › Bokin'i Joba 32:3

Bokin'i Joba 32:3

Ary tamin’ ny sakaizany telo lahy koa no nirehetan’ ny fahatezerany, satria tsy nahita teny havaliny izy ireo, kanefa nanameloka an’ i Joba.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Also against his three friends was his wrath kindled, because they had found no answer, and yet had condemned Job.

In Context

2Ary nirehitra kosa ny fahatezeran’ i Eliho, zanak’ i Barakela, Bozita, avy amin’ ny fokon’ i Rama; eny, tamin’ i Joba no nirehetan’ ny fahatezerany, satria nanao ny tenany ho marina noho Andriamanitra izy.

4Ary Eliho mbola niandry an-dr’ i Joba aloha vao niteny, fa ireo no ela niainana kokoa noho izy.

Read all of Bokin'i Joba 32

Cross References

Job 8:6Ary raha madio sy mahitsy ianao, dia hifoha hamonjy anao tokoa Izy ary hampiadana indray ny fonenan’ ny fahamarinanao,

Job 22:5Tsy be va ny faharatsianao, sady tsy hita isa ny helokao?

Job 25:2Fanapahana sy fampahatahorana no ao aminy, manao fihavanana any amin’ ny avo Izy.

Job 32:1Ary nitsahatra tsy namaly intsony izy telo lahy ireo, satria nanamarin-tena Joba.

Acts 24:5Fa io lehilahy io dia hitanay fa tena ratsy fanahy sady mpampikomy ny Jiosy rehetra eny tontolo eny, ary izy no tari-dalan’ ilay antoko atao hoe Nazarena.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 32:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 32:2Bokin'i Joba 32Bokin'i Joba 32:4 →