Bokin'i Joba 33:12
He! izany no tsy mahamarina anao, hoy izaho; Fa Andriamanitra dia lehibe loatra ka tsy leon’ ny zanak’ olombelona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Behold, in this thou art not just: I will answer thee, that God is greater than man.
In Context
11Mampiditra ny tongotro eo amin’ ny boloky hazo Izy ary mitsikilo ny diako rehetra.
13Koa nahoana no manome tsiny Azy ianao noho ny tsy nampisehoany izay antony amin’ ny ataony?
Cross References
Job 9:4Hendry am-po Izy sady matanjaka amin’ ny hery; iza no nikiry nanohitra Azy ka tsy naninona?
Job 11:9Lava noho ny tany ny ohany ary lehibe noho ny ranomasina.
Job 32:17Anjarako kosa izao, koa dia hamaly aho; Eny, izaho hanambara izay fantatro;
Job 34:17Moa mahay mifehy va izay tsy tia rariny? Ary Ilay marina sady mahery va no hohelohinao?
Job 35:2Ataonao va fa marina ny nanaovanao hoe: Ny fahamarinako mihoatra noho ny an’ Andriamanitra?
Job 36:5Indro, lehibe Andriamanitra, kanefa tsy mba mamingavinga, lehibe amin’ ny herin’ ny fahalalana Izy.