The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 33 › Bokin'i Joba 33:16

Bokin'i Joba 33:16

Dia manokatra ny sofin’ ny olona Izy ka manisy tombo-kase ny fananarany azy,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Then he openeth the ears of men, and sealeth their instruction,

In Context

15Dia ny nofy sy ny tsindrimandry amin’ ny alina, raha sondrian-tory ny olona ka renoka eo am-pandriana,

17Mba hampiala ny olona amin’ ny fanaony, sy hampifady azy ny fireharehana.

Read all of Bokin'i Joba 33

Cross References

Job 36:15Fa ny fahorian’ ny ory kosa no entin’ Andriamanitra mamonjy azy, Ary ny manjo azy no entiny manokatra ny sofiny.

Isaiah 6:10Ataovy adala ny fon’ ity firenena ity, Ary ataovy lalodalovana ny sofiny, Ary ataovy mikimpy ny masony, Fandrao hahita ny masony, Sy handre ny sofiny, Ary hahalala ny fony, Dia hibebaka izy ka ho sitrana.

Isaiah 50:5Jehovah Tompo nanokatra ny sofiko, ary Izaho tsy naditra na nihemotra.

Acts 16:14Ary nisy vehivavy atao hoe Lydia, mpivarotra lamba volomparasy, avy any an-tanàna Tyatira, izay nivavaka tamin’ Andriamanitra, dia nihaino izy, ary ny Tompo nanokatra ny fony hitandrina ny teny izay nolazain’ i Paoly.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 33:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 33:15Bokin'i Joba 33Bokin'i Joba 33:17 →