Bokin'i Joba 33:20
Ary ny ainy marikorikon-kanina, eny, na dia ny hanim-py aza tsy tian’ ny fanahiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So that his life abhorreth bread, and his soul dainty meat.
In Context
21Mihena ny nofony ka tsy hita, ary mitranitrany ny taolany izay tsy hita teo;
Cross References
Job 3:24Fa mialoha ny haninkaniko ny fitolokoko, ary migororoana toy ny rano ny fidradradradrako;
Psalms 107:18Nahamonamonaina azy ny hanina rehetra; Ary nanakaiky ny vavahadin’ ny fahafatesana izy.
Amos 5:11Koa noho ny fanitsakitsahanareo ny mahantra sy ny nampandoavanareo vary azy, dia mba nanao trano vato voapaika ihany ianareo, nefa tsy hitoetra ao aminy; Namboly tanim-boaloboka mahafinaritra ihany ianareo, nefa tsy hisotro ny divay avy aminy.