The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 33 › Bokin'i Joba 33:32

Bokin'i Joba 33:32

Raha manan-kavaly ianao, dia mamalia ahy ihany; Mitenena, fa ta-hanamarina anao aho;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

If thou hast any thing to say, answer me: speak, for I desire to justify thee.

In Context

31Tandremo, ry Joba, ka mihainoa ahy; Mangìna kely aloha ianao, fa izaho mbola hiteny.

33Fa raha tsy manan-kavaly ianao, dia mihainoa ahy kosa; Mangìna tsara, fa hampianariko fahendrena ianao.

Read all of Bokin'i Joba 33

Cross References

Job 21:27Indro, fantatro ny hevitrareo sy ny saim-petsy amelezanareo ahy;

Job 27:5Sanatria raha hanaiky ny anareo ho marina aho! Mandra-pialan’ ny aiko dia tsy hanaiky ny tenako ho manan-tsiny aho.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 33:32

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 33:31Bokin'i Joba 33Bokin'i Joba 33:33 →