Bokin'i Joba 33:5
Raha hainao, valio ary aho, miomàna ianao, ka miatreha tsara.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
If thou canst answer me, set thy words in order before me, stand up.
In Context
4Ny Fanahin’ Andriamanitra no efa nanao ahy, ary ny fofonain’ ny Tsitoha no mamelona ahy.
Cross References
Job 13:18Indro, fa efa voatoriko ny adiko; Fantatro fa hanan-drariny aho.
Job 32:1Ary nitsahatra tsy namaly intsony izy telo lahy ireo, satria nanamarin-tena Joba.
Job 32:14Tsy nandaha-teny hamely ahy anefa izy; Ary tsy araka ny teninareo no havaliko azy.
Psalms 50:21Izany no nataonao, nefa nangina ihany Aho, ka dia nataonao fa mitovy aminao ihany Aho! Hananatra anao Aho ka handahatra izany eo imasonao.