Bokin'i Joba 34:16
Raha manam-pahalalana ianao, dia mandrenesa izao, ka mihainoa ny teniko
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
If now thou hast understanding, hear this: hearken to the voice of my words.
In Context
15Dia hiala avokoa ny ain’ ny nofo rehetra, ary hiverina amin’ ny vovoka ny olona.
17Moa mahay mifehy va izay tsy tia rariny? Ary Ilay marina sady mahery va no hohelohinao?
Cross References
Job 13:2Izay fantatrareo dia mba fantatro koa; Tsy latsaka noho ianareo aho tsy akory.