Bokin'i Joba 34:2
Mandrenesa ny teniko, ianareo olon-kendry; Ary mihainoa ahy, ianareo manam-pahalalana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Hear my words, O ye wise men; and give ear unto me, ye that have knowledge.
In Context
1Ary mbola niteny ihany Eliho ka nanao hoe:
3Fa ny sofina no mamantatra teny, Ary ny vava no manandrana hanina.
Cross References
1 Corinthians 10:15Miteny toy ny amin’ ny olo-manan-tsaina aho; heveronareo izay lazaiko.