Bokin'i Joba 34:3
Fa ny sofina no mamantatra teny, Ary ny vava no manandrana hanina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For the ear trieth words, as the mouth tasteth meat.
In Context
2Mandrenesa ny teniko, ianareo olon-kendry; Ary mihainoa ahy, ianareo manam-pahalalana.
4Koa aoka izay rariny no hodinihintsika, ary aoka hiara-mamantatra izay tsara isika.
Cross References
Job 6:30Moa misy heloka va eo amin’ ny lelako?
Job 31:30(Tsia, fa tsy navelako hanota akory ny vavako hangataka ozona hanjo azy);
1 Corinthians 2:15Fa ny olona araka ny Fanahy kosa dia mahafantatra ny zavatra rehetra, kanefa izy tsy fantarin’ olona.