Bokin'i Joba 34:36
Enga anie ka hizahan-toetra mandrakariva Joba noho ny famaliana ataony araka ny fanaon’ ny ratsy fanahy!
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
My desire is that Job may be tried unto the end because of his answers for wicked men.
In Context
35Miteny tsy amim-pahalalana Joba, ary ny teniny tsy amim-pahendrena.
Cross References
Job 21:7Nahoana no velona ny ratsy fanahy ka sady tratrantitra no be hery?
Job 23:16Fa Andriamanitra no mandrerakany foko, ary ny Tsitoha no mampangovitra ahy;
Job 34:8Ary tonga naman’ ny mpanao ratsy sady miara-mandeha amin’ ny ratsy fanahy?
Psalms 26:2Diniho aho, Jehovah ô, ka fantaro; izahao toetra ny voako sy ny foko.