Bokin'i Joba 34:4
Koa aoka izay rariny no hodinihintsika, ary aoka hiara-mamantatra izay tsara isika.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Let us choose to us judgment: let us know among ourselves what is good.
In Context
3Fa ny sofina no mamantatra teny, Ary ny vava no manandrana hanina.
5Fa Joba efa nanao hoe: Marina aho, saingy nesorin’ Andriamanitra tamiko ny rariny;
Cross References
Judges 19:30Ary hoy ity rehetra nahita: Tsy nisy zavatra natao na hita toy izany hatramin’ ny andro niakaran’ ny Zanak’ Isiraely avy tany amin’ ny tany Egypta ka mandraka androany; hevero izany, samia maka saina, ka ambarao.
Job 34:36Enga anie ka hizahan-toetra mandrakariva Joba noho ny famaliana ataony araka ny fanaon’ ny ratsy fanahy!
John 7:24Aza mitsara araka ny miseho, fa mba mitsarà marina.
1 Corinthians 6:2Sa tsy fantatrareo fa ny olona masìna dia hitsara izao tontolo izao? Ary raha hitsara izao tontolo izao ianareo, moa tsy miendrika hitsara izay zavatra madinika indrindra va ianareo?
1 Thessalonians 5:21Fantaro ny zavatra rehetra; hazòny mafy izay tsara.