Bokin'i Joba 34:5
Fa Joba efa nanao hoe: Marina aho, saingy nesorin’ Andriamanitra tamiko ny rariny;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For Job hath said, I am righteous: and God hath taken away my judgment.
In Context
4Koa aoka izay rariny no hodinihintsika, ary aoka hiara-mamantatra izay tsara isika.
Cross References
Job 9:17Fa manorotoro ahy amin’ ny tafio-drivotra Izy ka manamaro ny feriko tsy ahoan-tsy ahoana.
Job 11:4Ary dia hiteny hoe: Madio ny teny nalahatro, ary tsy nanan-tsiny teo imasonao aho.
Job 19:7Indro, miantso mafy aho hoe: Loza! nefa tsy misy mamaly ahy; Mitaraina aho, nefa tsy mahita rariny.
Job 29:14Nitafy fahamarinana aho, ka mba nitafy ahy kosa izy; Eny, tahaka ny lamba sy ny hamama ny rariny izay nananako.
Job 33:9Madio tsy manam-pahadisoana aho, ary tsy manan-tsiny aman-keloka;