Bokin'i Joba 34:6
Marina ny ahy, nefa ampandaingainy aho; Mahafaty ny zana-tsipìka mitsatoka amiko, na dia tsy manam-pahadisoana aza aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Should I lie against my right? my wound is incurable without transgression.
In Context
5Fa Joba efa nanao hoe: Marina aho, saingy nesorin’ Andriamanitra tamiko ny rariny;
Cross References
Job 16:13Manodidina ahy ny mpandefa zana-tsipìkany; Mamaky ny voako Izy ka tsy miantra ary manidina ny aferoko ho amin’ ny tany.
Job 33:9Madio tsy manam-pahadisoana aho, ary tsy manan-tsiny aman-keloka;