Bokin'i Joba 35:16
Mba miloa-bava foana anefa Joba ary manao teny maro tsy amim-pahalalana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Therefore doth Job open his mouth in vain; he multiplieth words without knowledge.
In Context
15Koa raha saingy tsy mihatra ny fahatezerany, moa dia tsy fantany tsara koa va ny fihaikana?
Cross References
Job 3:1Rehefa afaka izany, dia niloa-bava Joba ka nanozona ny androny
Job 33:8Efa nilaza teo anatrehako mihitsy ianao, ary efa reko ihany ny feon’ ny teninao hoe:
Job 38:2Iza moa izato manao izay hahamaizina ny fisainana amin’ ny teny tsy misy fahalalana?