Bokin'i Joba 35:3
Fa hoy ianao: Mahasoa ahy manao ahoana moa? Ary inona no soa azoko mihoatra noho ny avy amin’ ny fahotako?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
2Ataonao va fa marina ny nanaovanao hoe: Ny fahamarinako mihoatra noho ny an’ Andriamanitra?
4Izaho no hiteny hamaly anao Mbamin’ ny namanao.
Cross References
Job 9:21Marina aho, ataoko tsinontsinona ny aiko; Tsy ahoako izay ho velona.
Job 10:15Raha meloka aho, dia lozako! Ary na dia marina aza aho, dia tsy ho sahy miandrandra, satria feno henatra sady mahatsiaro fahoriana aho.
Job 31:2Fa raha izany, dia inona no anjara avy amin’ Andriamanitra any ambony. Sy lova avy amin’ ny Tsitoha any amin’ ny avo?
Psalms 73:13Foana mihitsy ny nanadiovako ny foko sy ny nanasàko ny tanako tamin’ ny fahamarinana.