Bokin'i Joba 36:23
Iza no efa nandidy Azy ny amin’ izay lalan-kalehany? Ary iza no efa nilaza taminy hoe: Efa nanao ratsy Hianao?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Who hath enjoined him his way? or who can say, Thou hast wrought iniquity?
In Context
24Tsarovy ny hankalaza ny asany, Izay efa nataon’ ny olona an-kira.
Cross References
Job 8:3Andriamanitra va hamadika ny fitsarana, na ny Tsitoha hamadika ny rariny?
Job 34:10Koa amin’ izany mihainoa ahy, ianareo manam-panahy: Lavitra an’ Andriamanitra ny hanao ratsy! Ary lavitra ny Tsitoha ny hanao meloka!
Job 34:13Iza moa no nanendry Azy ho Mpiadidy ny tany? Ary iza no nanorina izao tontolo izao?
Isaiah 40:13Iza no nanome hevitra ny Fanahin’ i Jehovah, ary iza no mpanolo-tsaina nampianatra Azy?
Romans 2:5Fa ny ditranao sy ny fonao tsy mibebaka no irakatenao fahatezerana ho anao amin’ ny andro fahatezerana sy fampisehoana ny fitsarana marin’ Andriamanitra,
Romans 9:14Ahoana ary no holazaintsika? Misy tsi-fahamarinana va amin’ Andriamanitra? Sanatria izany!