Bokin'i Joba 36:25
Fa faly mahita izany ny olona rehetra; Ary jeren’ ny zanak’ olombelona eny lavitra eny izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Every man may see it; man may behold it afar off.
In Context
24Tsarovy ny hankalaza ny asany, Izay efa nataon’ ny olona an-kira.
26Indro, lehibe Andriamanitra, ka tsy takatry ny saintsika Izy; Ary tsy hita isa ny taonany.