Bokin'i Joba 36:28
Izay aidin’ ny rahona ka alatsany amin’ ny olona maro be.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Which the clouds do drop and distil upon man abundantly.
In Context
27Fa mampisavoana ny rano Izy, dia milatsaka ho ranonorana aman-javona izany,
29Ary koa, iza moa no mahalala ny amin’ ny fivelatry ny rahona sy ny fikotrokotroka ao an-dainy?
Cross References
Genesis 7:11Tamin’ ny andro fahafito ambin’ ny folo tamin’ ny volana faharoa tamin’ ny fahenin-jato taona niainan’ i Noa, tamin’ izany andro izany dia nipoitra ny loharano rehetra amin’ ny lalina lehibe, ary nivoha ny varavaran’ ny lanitra.
Proverbs 3:20Ny fahalalany no entiny mampiboiboika ny rano any amin’ ny lalina Sy ampitetevany ando avy amin’ ny rahona.