Bokin'i Joba 36:3
Halaiko avy lavitra ny fahalalako, ka hanamarina ny Mpanao ahy aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I will fetch my knowledge from afar, and will ascribe righteousness to my Maker.
In Context
4Fa tsy lainga tsy akory ny teniko; Lehilahy tanteraka amin’ ny fahalalana no eto aminao.
Cross References
Job 8:3Andriamanitra va hamadika ny fitsarana, na ny Tsitoha hamadika ny rariny?
Job 28:20Dia avy aiza ary ny fahendrena? Ary aiza no fitoeran’ ny fahalalana?
Job 32:8Kanefa ny fanahy izay ao anatin’ ny zanak’ olombelona sy ny fofonoin’ ny Tsitoha no mahahendry azy.
Job 34:10Koa amin’ izany mihainoa ahy, ianareo manam-panahy: Lavitra an’ Andriamanitra ny hanao ratsy! Ary lavitra ny Tsitoha ny hanao meloka!
Psalms 11:7Fa marina Jehovah, ka fahamarinana no tiany; ny mahitsy no hahita ny tavany.
Proverbs 2:4Raha mitady azy toy ny fitady volafotsy ianao Ary mikatsaka azy toy ny fikatsaka harena afenina: