Bokin'i Joba 36:32
Mifono fahazavana ny tànany, ary baikoiny iny mba hahavoa ny fahavalony;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
With clouds he covereth the light; and commandeth it not to shine by the cloud that cometh betwixt.
In Context
31Fa ireny zavatra ireny no itsarany ny firenena sady anomezany hanina betsaka.
33Ny fikotrokotrony dia manambara Azy, ary ny omby aman’ ondry koa aza milaza ny hihaviany.
Cross References
Job 26:9Manakona ny seza fiandrianany tsy ho hitantsika Izy amin’ ny amelarany ny rahony hanarona azy.
Job 37:15Fantatrao va ny fanamboaran’ Andriamanitra ireny sy ny fampitselatselany ny helatry ny rahony?
Psalms 18:11Dia nitaingina kerobima Izy ka nanidina; eny, nanidina faingana tamin’ ny ela-drivotra Izy.
Psalms 135:7Mampiakatra zavona avy amin’ ny faran’ ny tany Izy; Manao helatra arahin-dranonorana Izy; Mamoaka ny rivotra avy ao an-trano fitehirizany Izy,
Psalms 148:8Ny afo sy ny havandra, ny oram-panala sy ny zavona, Ny rivotra mahery izay mankatò ny teniny,