Bokin'i Joba 36:4
Fa tsy lainga tsy akory ny teniko; Lehilahy tanteraka amin’ ny fahalalana no eto aminao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For truly my words shall not be false: he that is perfect in knowledge is with thee.
In Context
3Halaiko avy lavitra ny fahalalako, ka hanamarina ny Mpanao ahy aho.
5Indro, lehibe Andriamanitra, kanefa tsy mba mamingavinga, lehibe amin’ ny herin’ ny fahalalana Izy.
Cross References
Job 13:4Fa ianareo kosa dia mpamoron-dainga; Dokotera tsy mahomby ianareo rehetra,
Job 21:27Indro, fantatro ny hevitrareo sy ny saim-petsy amelezanareo ahy;
Job 22:6Fa efa naka tsatòka tsy ahoan-tsy ahoana tamin’ ny rahalahinao ianao ka nanendaka ny akanjon’ ny mahantra.
Job 37:16Fantatrao va ny fihevahevan’ ny rahona matevina, dia ny fahagagana avon’ Ilay tanteraka amin’ ny fahalalana?
Proverbs 8:7Fa ny marina ihany no holazain’ ny vavako; Ary ny ratsy dia fahavetavetana, raha amin’ ny molotro.
Luke 1:3dia sitrako koa, rehefa nofotorako tsara ny zavatra rehetra hatramin’ ny niandohany, ny hanoratra izany aminao araka ny filaharany, ry Teofilo tsara indrindra,