Bokin'i Joba 36:8
Ary raha voafatotra amin’ ny gadra izy sy voafehy amin’ ny tadin’ ny fahoriana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And if they be bound in fetters, and be holden in cords of affliction;
In Context
9Dia ambarany azy ny asany sy ny fahotany, fa efa nanandra-tena izy ireny.
Cross References
Job 19:6Dia aoka ho fantatrareo fa Andriamanitra no efa nampitanondrika ahy ka efa naningotra ahy tamin’ ny fandrika haratony.
Psalms 18:5Nihodidina tamiko ny famatoram-pahafatesana, ary ny riaky ny faharatsiana nampahatahotra ahy.
Psalms 116:3Nihodidina tamiko ny famatoran’ ny fahafatesana, Ary nahazo ahy ny fahorian’ ny fiainan-tsi-hita; Nahita fahoriana sy alahelo aho.
Lamentations 3:9Vato voapaika no narafiny natampiny ny lalako, naolikoliny ny alehako.