The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 37 › Bokin'i Joba 37:11

Bokin'i Joba 37:11

Ny rahona matevina tambesarany rano, ary ny rahon’ ny helatra dia ampieleziny;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Also by watering he wearieth the thick cloud: he scattereth his bright cloud:

In Context

10Ny fofonain’ Andriamanitra mahamisy ranomandry, ka voageja ny rano malalaka.

12Dia mihodinkodina araka ny fitarihany azy ireo hanatanteraka izay rehetra andidiany azy eny ambonin’ ny tany eran’ izao tontolo izao,

Read all of Bokin'i Joba 37

Cross References

Job 26:8Fonosiny amin’ ireo rahony matevina ny rano, nefa ny fanambanin’ ny rahona tsy mety triatra.

Job 36:32Mifono fahazavana ny tànany, ary baikoiny iny mba hahavoa ny fahavalony;

Matthew 17:5Raha mbola niteny izy, indro, nisy rahona mazava nanarona azy ireo; ary, injao, nisy feo avy tao amin’ ny rahona nanao hoe: Ity no Zanako malalako Izay sitrako; Izy no henoy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 37:11

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 37:10Bokin'i Joba 37Bokin'i Joba 37:12 →